Lyrics

Misy fitsikiko iray Fanaoko rehefa indri no miantso ahy Eto aho dia tao variana De variana tsy fanahy iniana Na hoe fidina ilay tsiky F'izany angamba no atao hoe tia Misy teny roa Eo ampototry ny molotro Tsy ho lazaiko Tsy ho tantaraiko Na ho hiraiko mandrapikiakako Faran'ny aiko Ho rendrii Ndri anie hafa mihintsy Manome tsy mitsitsy Hianarako miaina sy mitia Isan'andro ny anilandrii Tsy haiko aloha na ahy ndri F'izao no tsapako Ny fitempon'ny fondrii No gadona andihizako Eto aho dia miodina . miodina .miodina Mankafyyy Eny miodina . miodina .miodina anilandrii Mistery ho ahy Ny masondrii mavatsava fanahy Madio mangarahara Tsotra nefa tsara Manambara Fa tsisy tahotra ny fitia Io fijery io Nefa ny fondrii tao mitempo ao antratrako Fanamby ho an'ny saiko Tosika ilaiko Mampatsiahy F'ety antany ao natao hankafy Ndri anie hafa mihintsy Manome tsy mitsitsy Hianarako miaina sy mitia Miaina sy mitia Tsy haiko aloha na ahy ndri F'izao no tsapako Ny fitempon'ny fondrii No gadona andihizako Eto aho dia miodina . miodina . miodina Mankafyyy Eny miodina . miodina . miodina anilandrii Tsy haiko aloha na ahy ndri F'izao no tsapako Ny fitempon'ny fondrii No gadona andihizako Eto aho dia miodina . miodina . miodina Mankafyyy Eny miodina . miodina . miodina Feno fitia
Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out