Lyrics

Ya ya Ya ya Ya ya Hey oh Ya ya Ao ve oh Ya ya Mamacita tia mivoaka isak' à la Noche Handeha hi-flex anaty moov Caliente oh Mamacita tia mivoaka isaka la Noche Handeha hi-flex anaty moov Caliente Oh miss flex, oh miss flex Freaky gyal, asio flexing Asehoy ilay bika, asehoy ilay Endrikao Asio ilay fihetsikao mi-flex' iny Hey, hey Relax' tsotsotra demare-ko ny Marijuana Asio demôsy kely, gyal Mba hampiakatra satimaka hoa Za mila misakorokoroka Mila orokoroka, fa torotoro Izany foko akia malala Flex (Gyal) Ahetseo le Pum-pum Hot (Pum-Pum hot) Yao flex Tsisy kôzy nade Pum-pum Skinny, io nade Pum-pum fat Yao flex Big flow Big tioramar mampiantrano Anao androany Avy eny amin'ny tieks, revy Matotra tsy mianiany izany Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao Alatsao hoe mama Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao Alatsao hoe mama Malala yo, malala yo Mahita anao mihetsika io ahy Mila ho lasa adaladala yo, adala Yo Hitako amin'ny fihetsikao enao, Tia manalanala-nala yo, manala Yo Hey, tsy misy kianina efa sex-Sexy gyal Ny bikanao, ny endrikao Manaitra filana Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao Alatsao hoe mama Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao Alatsao hoe mama hoe, hoe Mama hoe, alatsao hoe mama Hoe, hoe mama hoe... Flex, oh miss flex Flex, oh miss flex Yao flex, oh miss flex Ah la la la la la la la Tioramar, you know Eka eka, eka eka, eka eka Eka eka, eka eka, eka eka
Writer(s): Martiora Freedom Martiora Freedom Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out